About Baiboly Betsimisaraka Atsimo
Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny "application."
Similar Apps
Kekchi Bible (original orth)
LI SANTIL HUThe Bible in Kekchi of Guatemala (original orthography).Alternate language names:...
Tzotzil Chamula Bible
The New Testament in Tzotzil of Chamula of MexicoAlternative names: Tzotzil de...
Tzotzil Zinacantán Bible
The New Testament in Tzotzil of Zinacantán of MexicoAlternative names: Zinacanteco Tzotzil,...
Kekchi Bible (official orth)
LI SANTIL HUThe Bible in Kekchi of Guatemala (official orthography).Alternative language names:...
Tzotzil Chenalhó Bible
The New Testament in Tzotzil of Chenalhó of MexicoAlternative names: Tzotzil de...
Baiboly Antefasy
Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny...