AppPage.net

Screenshots

  • Baiboly Antefasy screenshot 1
  • Baiboly Antefasy screenshot 2
  • Baiboly Antefasy screenshot 3
  • Baiboly Antefasy screenshot 4

About Baiboly Antefasy

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny "application."

What’s new

Version 14.3.1 · Updated August 6, 2026

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Antefasy ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa mbola hivoaka ihany koa ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.

Alternatives to Baiboly Antefasy

Looking for apps like Baiboly Antefasy? Here are 6 similar Android apps on Google Play. The highest rated is Kekchi Bible (official orth) (4.9/5), and all 6 are free to download.

Baiboly Antefasy vs. alternatives
App Rating Price Installs Last updated Compare
Baiboly Antefasy – Free 500+ Aug 6, 2026
Kekchi Bible (original orth) 4.6 / 5 Free 100,000+ Mar 6, 2025 Compare
Tzotzil Chamula Bible 4.5 / 5 Free 10,000+ Dec 8, 2025 Compare
Kekchi Bible (official orth) 4.9 / 5 Free 10,000+ Mar 6, 2025 Compare
Tzotzil Zinacantán Bible – Free 5,000+ Dec 10, 2025 Compare
Tzotzil Chenalhó Bible 4.0 / 5 Free 10,000+ Dec 8, 2025 Compare
Translation for Translators 4.8 / 5 Free 10,000+ Jan 6, 2026 Compare

Compare Baiboly Antefasy with the top alternatives: ratings, updates, ASO score and keyword gaps →

Similar apps on Google Play