AppPage.net

Screenshots

  • Teny Fiainako screenshot 1
  • Teny Fiainako screenshot 2
  • Teny Fiainako screenshot 3
  • Teny Fiainako screenshot 4
  • Teny Fiainako screenshot 5
  • Teny Fiainako screenshot 6

About Teny Fiainako

📖 Teny Fiainako — APP ho an’ny fiadanam-po sy ny hery ara-panahy

Teny Fiainako dia APP natao hanampiana ny olona hiatrika ny fihetseham-pony sy hahita fampiononana, fampaherezana ary fitoniana amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra.

🌈 Fisafidianana toe-po sy andininy mifanaraka aminy

Ao amin’ny Teny Fiainako, ny mpampiasa dia afaka misafidy ny toe-po iainany amin’ny alalan’ny loko maneho izany, toy ny:

sosotra,

mitaintaina,

manahy,

malahelo,

Rehefa vita ny fisafidianana dia mahazo andininy ao amin’ny Baiboly amin’ny teny malagasy (dikateny protestanta) mifanaraka amin’izany toe-po izany izy, voafantina sy nalaina an-tsokosoko mba hanampy amin’ny fandinihana sy ny fampitoniana.

💾 Fitehirizana sy fizarana

Ny andininy tsirairay azo:

tehirizina ho ankafizina (favorites),

zaraina amin’ny tambajotra sosialy na amin’ny olona hafa,

averina vakiana amin’ny fotoana ilaina indray.

Misy ihany koa ny tantaran’ny andininy izay efa noraisina, ahafahan’ny mpampiasa mahita ny dian’ny toe-pony sy ny teny nahazoany hery.


🔔 Fampahatsiahivana sy andininy isan’andro

Ny APP dia afaka mandefa:

andininy isan’andro,

ary fampahatsiahivana manokana araka ny safidin’ny mpampiasa, mba hanampy azy hijanona ho akaiky ny Tenin’Andriamanitra isan’andro.

🧘‍♀️ Fandinihana sy fanatsarana ny tena

Amin’ny V2 manaraka, Teny Fiainako dia mikendry hanampy:

fanazaran-tena fohy ho an’ny fitoniana,

Fanamby ara-panahy manndritra ny andro maromaro,

ary fanoratana fihetseham-po hanampiana ny mpampiasa hahalala bebe kokoa ny tenany.

🔐 Fiarovana sy tsiambaratelo

Manaja tanteraka ny tsiambaratelon’ny mpampiasa ny Teny Fiainako:

voaaro ny angona manokana,

tsy misy fizarana tsy ara-dalàna,

ary hajaina ny safidin’ny mpampiasa amin’ny fotoana rehetra, anisan’izany ny fahafahana mamafa ny kaonty sy ny angona mifandray aminy.

Teny Fiainako

Tenin’Andriamanitra ho hery, ho fiadanam-po, ary ho fanilo amin’ny andavanandro.

Alternatives to Teny Fiainako

Looking for apps like Teny Fiainako? Here are 6 similar Android apps on Google Play. All of them are free to download.

Teny Fiainako vs. alternatives
App Rating Price Installs Last updated Compare
Teny Fiainako – Free 100+ Sep 17, 2026
POLLI: всё про стиль - онлайн – Free 50+ Sep 8, 2026 Compare
Pillenplaner – Free 50+ Jun 4, 2026 Compare
Kintree - Family tree – Free 100+ Aug 21, 2026 Compare
Days Until Countdown Timer – Free 10+ Jun 5, 2026 Compare
Bazi Fortune: Daily Destiny – Free 1,000+ Sep 20, 2026 Compare
Lovely Day – Free 1+ Oct 14, 2026 Compare

Compare Teny Fiainako with the top alternatives: ratings, updates, ASO score and keyword gaps →

Similar apps on Google Play