AppPage.net

Screenshots

  • Baiboly Sihanaka screenshot 1
  • Baiboly Sihanaka screenshot 2
  • Baiboly Sihanaka screenshot 3
  • Baiboly Sihanaka screenshot 4

About Baiboly Sihanaka

Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "application."

What’s new

Version 1.0.2 · Updated November 15, 2024

Nohavaozina ny kisary fampiharana.

App privacy

The developer, Wycliff e.V., reported these privacy practices to Apple.

Data Not Collected

The developer does not collect any data from this app.

Alternatives to Baiboly Sihanaka

Looking for apps like Baiboly Sihanaka? Here are 6 similar apps on the App Store. The highest rated is Dictionnaire Malgache-Français (5.0/5), and all 6 are free to download.

Baiboly Sihanaka vs. alternatives
App Rating Price Last updated Compare
Baiboly Sihanaka 5.0 / 5 (1 rating) Free November 15, 2024
FPMM – Free Jul 24, 2026 Compare
Baibolintsika – Free Oct 11, 2026 Compare
Baiboly Plus: Bible & Hymns – Free Jul 14, 2026 Compare
TTB Malagasy Fianarana Baiboly – Free May 6, 2026 Compare
Dictionnaire Malgache-Français 5.0 / 5 (2) Free Dec 4, 2023 Compare
Ohabolana – Free Dec 9, 2025 Compare

Compare Baiboly Sihanaka with the top alternatives: ratings, updates, ASO score and keyword gaps →