Listen, read and meditate on the Bible in Malagasy through our application.
Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan’ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin’ny taona 1972.
« Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina » no vina iorenan’ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara :
(1) Mandika ny Soratra Masina amin’ny fiteny azon’ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin’ny endriny ilàn’ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin’ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:
Mailaka: [email protected]
Laharana finday:
A. +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
C. +261 20 23 617 14
D. +261 34 22 263 84
Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Whatsapp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStore
www.malagasy.bible
Download Global Bible Apps in other languages from Google Play Store or FCBH Global Bible App APK Store.
Read, Listen and Watch God's Word in more than 1300 languages and download free Audio Bibles at https://www.Bible.is
Text
© 2003 La société Biblique Malgache
Audio
℗ 2004 Hosanna
English Bible Read, listen and meditate on the Word of God in...
La Santa Biblia, Nueva Versión Internacional® (NVI) - Español Read, listen and...
English Bible (King James Version) - New Testament with AudioRead, listen, watch...
Turkish Kutsal KitapRead, listen and meditate on the Word of God in...
Biblia Sagrada, Nova Versão Internacional®, NVI® Read, listen and meditate on the...
The Holy Bible, Bengali Contemporary Version (পবিত্র বাইবেল, বাংলা সমকালীন সংস্করণ)Read, listen...
Created with AppPage.net
Similar Apps - visible in preview.