Back to Top
Masina ato am-poko Screenshot 0
Masina ato am-poko Screenshot 1
Masina ato am-poko Screenshot 2
Masina ato am-poko Screenshot 3
Free website generator for mobile apps; privacy policy, app-ads.txt support and more... AppPage.net

About Masina ato am-poko

Application Kristiana ho fizarana ny Tenin'Andriamanitra arahina fanazavana fohy ho antsika rehetra isan'andro.
Natao izy ity ho fampaherezana - Famporishina - Fampiorenana ny Finoana
Ho hitanao ato:
- Tenin'Andriamanitra isaky ny Daty isan'andro
- Tenin'Andriamanitra voatahiry araky ny datiny avy
- Vaovaom-piangonana eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy
- Mise à Jour isaky ny miova ho maitso, ilay ao amin'ny Mahakasika ity.
Koa mazotoa mamaky, ary aza hadinoina koa ny mizara izany ho an'ny namana rehetra.

Similar Apps

RADIO FEON'NY FILAZANTSARA

RADIO FEON'NY FILAZANTSARA

0.0

Application ahenoanao Radio Feon'ny Filazantsara mivantana...

J-teny mamy

J-teny mamy

0.0

Teny mamy...

Pastora sy Teolojiana FLM

Pastora sy Teolojiana FLM

0.0

Fifandrainao amin'ny Pastoranao...

Katekisma na Fotom-pianarana

Katekisma na Fotom-pianarana

0.0

Katekisma na Fotom-pianarana, Nosoratan'i Dr Martin Lotera dikan-teny Malagasy...

PERIKOPA FLM

PERIKOPA FLM

0.0

Vavaka kolektaTestamenta TalohaLeksionaTestamenta VaovaoToriteny...

Radio Teny Fiainana

Radio Teny Fiainana

0.0

Application ahafahanao mihaino mivantana ny Radio Teny Fiainana FM 91.2 MHz. L'application...